|
|
|
|

Teny iditra1  tampinarany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ilay nofo toa kambo lavalava eo an-tendron' ny lalan-drivotra mankany amin' ny havokavoka.
4 Lambam-baravarankely amin' ny tapany ambany. [1.1]
Voambolana  5  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12