|
|
|
|

Teny iditra1  tambohitra
Fototeny  2 vohitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ny mponina amin' ny havoana, amin' ny vohitra na tanàna an-tampon-kavoana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12