|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tambahoaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 kinaoly, olona zeny.
[Mahafaly]
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 Tambahoaka |
| Sokajin-teny | 5 anaram-poko |
| Fanazavàna teny malagasy |
[antambaHOaka]
[1.1] 6 Anaram-poko kely, lazain' ny lovantsofina ho taranaky ny Arabo ary mitoetra manaraka ny morontsiraka atsimo atsinanana anelanelan' i Sakaleona sy Namorona. Renivohiny: Mananjary. [Antambahoaka] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[antambaHOaka]
[1.11] 7 petite tribu qu'on dit être issue des Arabes et qui longe la côte est entre la Sakaleona et la Namorona. Ville principale: Mananjary. Leur nombre est très peu élevé: 22 304.. [Antambahoaka] [antambaHOaka] [1.5] 8 population du sud-est de Madagascar, qui habite entre les rivières Sakaleona et Namorona (ville principale: Mananjary). [Antambahoaka] |
| Voambolana | 9 Tantara: firenena |
| Tsipelina hafa | 10 antambahoaka, antambahoaka |
| Tsanganana sy sary iray takila |
11 Tenim-pirenenana |
| Fivaditsoratra | 12 mahakotaba, 13 mahatobaka, 14 tambahoaka, Tambahoaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|