|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 taksia |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [fr. taxi] Fiarakodia mikarama mitondra olona mifamezivezy amin' ny tanàn-dehibe; fiarakaretsaka
[1.1] |
| Voambolana | 4 Fitaterana |
| Fivaditsoratra | 5 atsika, 6 takasy, taksia, 7 tsaika, 8 tsiaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|