|
|
|
|

Teny iditra1  tako-pery
Singan-teny  2 takotra, 3 fery
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 ny saron' ny fery efa ho sitrana; ra maina mivaingana eo amin' ny fery efa sitrana ka manjary toa sarona mandrakotra sy miaro azy ambarapahasitrany tanteraka. [1.1]
[takopery] 6 ra maina manakona ny fery. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7 scab; lit. the cover of a sore.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [takopery] 8 croûte. [1.13]
9 croûte de plaie. [1.5]
Ohatra  10  Maina ireo fery ary lasa takopery. [2.424#]
11  Ilay anankiray nitsakoana ravinkazo kosa ka telo andro monja dia niendaka ny takopery. [2.643#]
Voambolana  12  Fahasalamana

Fivaditsoratra  13 pitaroke, 14 poretika, 15 tako-pery

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12