|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 takina |
| Fototeny | 2 taky |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Alaina na angatahina mafy satria ananana zo: Notakiko ny trosako tany amin-dRabe ka izy indray no avo vava.
5 Ilaina, tadiavina: Takin' ny toetr' andro izany zavatra izany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be demanded as something due.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on exige de droit.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 zavatra takina |
| Fivaditsoratra | 13 antaky, 14 antika, 15 takina, 16 tanika, 17 Tankay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|