|
|
|
|

Teny iditra1  takilodrano
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Aretina avy amin' ny olitry ny kakandio (bilariziozy) tafiditra amin' ny tena (raha sendra mirobo-drano misy azy fotsiny), izay mahatonga ho reraka, mivalan-drano miharo ra na mivalana misy ra, ary miteraka fivontosan' ny aty sy ny sarakaty. [1.1]
4 aretina ateraky ny sokoraty. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 bilharziose. [1.13]
Voambolana  6  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12