|
|
|
|

Teny iditra1  taketra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Kilema ara-batana hatrany an-kibon-dreny na azo tamin' ny voina na aretina nahavoa, ka tsy mety hafenina intsony: Tany an' ady no nahazoan-dRabe an' io takaitra io.
4 Fahasimbana, tsiny, kilema: Misy takaitra kely lahy ity lovia porosolaina ity..
5 Homan-takaitra: mihinana zavatr' olona izay mbola tsy maintsy honerana any aoriana. [1.1]
Tovy hevitra  6 takaitra

Fivaditsoratra  7 takatre, 8 taketra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19