Entrée | takela > takelaka | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Zozoro maro nalahatra dia notevehina bararata kely lava na fantaka mba hampitambatra azy. (Ny takelaka dia fanaon' ny olona solom-baravarana vonjimaika, na fefy anakonan-javatra, na tontam-parafara lafiky ny kidoro) Zavatra fisaka ary manify mielakelaka Tahon-jozoro tohitohizina amin' ny fantaka ampiasaina hatao fefy na lafika Ny ravin-taratasy isanisany amin' ny boky na kahie...: Zato takelaka ity kahie ity [1.1] | |||
Explications en anglais | A sheet of anything; a sheet of paper [1.7] | |||
Explications en français | Quelque chose de plat et de mince, pellicules qui se soulèvent sur la peau, feuilles de papier, feuillets d’un livre; claie faite avec le Zozoro [1.3] | |||
Feuille ou plaque; feuille de papier [1.8] | ||||
Feuillet, lame, feuille, panneau, plaque [1.13] | ||||
Exemples | Farafaran' ny Ntaolo avo tongotra, milafika takelaka zozoro sy tsihy isatra ary kidoro jiafotsy no handrian' izy mivady lehibe
[2.470] | |||
Mots composés |
| |||