| Entrée | 1 tainina |
| Radical | 2 taina |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Enti-milaza izay ampirehetana afo, izany hoe izay andrahoina: Inona no ao am-patana ao, ry Bozy? Mangahazo no tainiko ao, ry Nenitoa [1.1] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 9 tainana |
| Anagrammes | 10 anatiny, 11 tainina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|