| Entrée | 1 taingenana |
| Radical | 2 taingina |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Ipetrahana eo ambony: Aza taingenana io vato io fa mikodia Omena amboniny: Notaingenako efajato avy hatrany ilay boky natao lavanty, ka tsy nisy nahateny ny olona [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be mounted or straddled [1.7] |
| Explications en français |
6 qu'on monte, sur quoi on monte à califourchon [1.8] |
| Exemples |
7 Tsy antontam-bozaka maina anefa eny an-dohany, tsy horompotsy avy norotana mivangongo eo akaikiny, -- fa ondrivavy iray vaventibe no ifandimbiasan' izy roalahy taingenana.
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|