|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 taim-boraka |
| Singan-teny | 2 tay, 3 voraka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ny sakafon' ny omby na ny ondry mbola hita ao amin' ny rorohany rehefa vonoina izy
6 zavatra tsy misy vidiny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 dung from a slaughtered bullock
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Choses obtenues par la violence sont comme les excréments qu'on retire des intestins d' un boeuf en les pressant
[2.415#736] 9 excréments des intestins d'un animal abattu [1.8] [taimboraka] 10 (toute l'île). Nourriture à moitié digérée extraite de la panse des Ruminants (boeufs, moutons) ou du gésier des oiseaux domestiques. On lui attribuait de grandes vertus médicinales. Elle contient effectivement des enzymes très actifs. [1.196] |
| Ohatra |
11 Vorivorinkena sy ny taimboraka ao anatiny.
[2.69#263]
12 Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao [2.508] |
| Voambolana | 13 Haiaina |
| Tovy hevitra | 14 tain-droroha |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 karaimbato, 17 kariam-bato, 18 miborataka, 19 mikoratabà, mikorataba, 20 taim-boraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|