|
|
|
|

Teny iditra1  tai-maso
Singan-teny  2 tay, 3 maso
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsiranorano fotsifotsy manjary mivaingana eo amin' ny sisin' ny maso rehefa mifoha, amin' ny maraina. [1.1]
Ohatra  6  Fa hoy kosa ilay kary : "Ny taimaso haronina, ny kiho raisina, ny hatoka safoina. [2.69#]
Voambolana  7  Fahasalamana
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 amaitso, 10 amatsio, 11 tai-maso

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02