|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tahiny
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Tous les mots composés 
Explications en malgache  4  [1.1] Teny tsy fampiasa raha tsy eo aorianan' ny hoe: "raha": Raha tahiny, ka enti-milaza fepetra na famarafarana mialoha: Raha tahiny te ho sambatra ianao, ataovy izay tsy hanenjehan' ny eritreritrao anao
aoka tsy hampiasaina ireo fihasimban' io teny io mahazatra ny maro, dia ny hoe: raha tahìny, raha tany
Explications en anglais  5  [1.7] (also pronounced incorrectly tahiny); used in raha tahiny
Explications en français  6  [1.8] (on entend aussi dire tahiny); utilisé dans raha tahiny
Exemples  7  [2.470] Natoron' Ingahibe azy ny zanabola mety ho azo isan-taona sy ny loza mety hitranga raha tahiny sendra ny jirika sy ny hain-trano amin' ny tahiry am-bata.
Analogues  8  raha toa, raha sendra

Entrée (2/2)9  tahiny
Partie du discours  10  verbe passif tahina et pronom
Radical  11  tahy
Explications en malgache  12  [3.1] tahina + ny

Anagrammes  13  hitany, hitañy, ... hita ny ..., nitahy, tahiny, tihina, tinahy

Mis à jour le 2025/08/10