|
|
|
|

Teny iditra 1  sponjy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [angl. sponge] Tranom-bibin-dranomasina, izay malemy ary mora vonton-drano ka ampiasaina ho famaohana zavatra sasana
4 Anarana ilazana karaza-mofo vita amin' ny lafarinina malemilemy mora mibontsin-drano [1.1]
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how sponjy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20