|
|
|
|

Teny iditra1  sori-bilana
Singan-teny  2 soritra, 3 vilana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 soritra manavaka na manasaraka ny volo, tsy eo afovoany fa amin' ny ilany havia na havanana (ny soritra eo afovoany kosa dia atao hoe vaky tampona). [1.1]
Voambolana  6  Fandram-bolo
Tohi-kevitra  7 vaky tampona
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 bolasirina, 10 sobilarina, 11 sori-bilana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02