Entrée sorena (sory)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Azon' alahelohelo miaraka amin' ny fahadisadisana: Sorena foana izy hatramin' ny nahalasanan' ny zokiny [Rajemisa 1985]
Exemples Sempotsempotra sy sorena kosa I Katy andanin' izany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 30]

Mis à jour le 2020/07/31