|
|
|
|

Teny iditra1  sorapohy
Singan-teny  2 soratra, 3 fohy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fomba fanoratra amin' ny alalan' ny tsipika mandry na miolikolika na mifaingoka, izay efa ifanarahana, ka ampiasaina hanafohy ny fanoratan-teny hahafahana manoratra teny haingana tahaka ny anononana azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 sténographie. [1.13]
Ohatra  7  Fa ny mikasika ny asany izao, dia ny fianarana sora-tendry, sorapohy ary taokaonty. [2.4#]
Tovy hevitra  8 soratrandra

Fivaditsoratra  9 saropohy, 10 sorapohy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12