|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sora-boninahitra |
| Singan-teny | 2 soratra, 3 vony, 4 ahitra |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 ny galonan' ny miaramila; laharam-boninahitra.
[1.1] |
| Voambolana | 7 Miaramila |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|