| Entrée | 1 songonana |
| Radical | 2 songona |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Ihoarana: Nosongonan' ny soavalinao ny soavaliko ka lasa faharoa Sosohana: Nosongonan' ny rahalahinao aho ka tsy azoko ilay asa nokendreko Tapahina, tsatsaingohina: Aza songonanao ny teniko [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|