|
|
|
|

Teny iditra1  somotaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Mifotafota eo am-pihinanana; sahirana aoka izany amin' ny asa atao: Somotaka erỳ Rakoto amin' ny fikarakarana ny fanambadian-janany [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Fivaditsoratra  somotaka, 5 tako-maso, 6 toka-maso

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08