Entrée somisika (sisika)
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Hazo na tsilo tafiditra ao anaty: Misy somisika amin' ny fanondroko havia
¶ Misy hazo na tsilo tafiditra ao anaty hoho: Somisika ny fanondroko havia [Rajemisa 1985]
 sila-java-maranitra tafiditra anatin'ny hoditra [SLP 1986]
Définition française écharde [SLP 1986]
Exemples Raha nidiran' ny somisika ny tanana na nisy rantsana iray toro, eny am-pandehanana ihany no manatsoaka ilay somika na mitsentsitra ilay voatoro. [Andraina: Mitaraina, page 67]
Citations 

Mis à jour le 2013/06/13