|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sombalahivilana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fisotroantoaka maro karazana indray miaraka.
[1.1] 4 Fombam-piteny nenti-nilaza zavatra tsara mety hifangaro zavatra ratsy koa. [2.285] |
| Tsipelina hafa | 5 sambalahy vilana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|