|
|
|
|
Teny iditra
1
somavosavo
Sokajin-teny
2
mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy
3
Manjavozavo ka tsy tazana tsara; (toetr' andro) manjombona ary tsy mihiratra loatra.
[
1.1
]
Mpanahaka
4
somafosafo
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12