Entrée | solombavambahoaka | |
Mots élémentaires | solombava ; vahoaka | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Olona fidin' ny vahoaka hisolo azy na hitondra ny teniny ao amin' ny Antenimieram-pirenena [1.1] | |
Explications en anglais | A deputy, a member of parliament [1.7] | |
Explications en français | Député, membre de l'Assemblée Nationale [1.8] | |
Député [1.5] | ||
Exemples | Niaraka tamin' izany, natao ny fifidianana solombavam-bahoaka teto Madagasikara.
[2.472] | |
Vocabulaire | Politique | |
Mis à jour le 2023/06/11 |