|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 solomaso |
| Singan-teny | 2 solo, 3 maso |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Fitaovana misy fitaratra roa manampy ny maso mba hahita tsaratsara kokoa
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a pair of spectacles
[1.2.en#583] 7 spectacles [1.7.en#87] 8 glasses [1.53.en#71] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 lunettes
[1.8#81, 1.5#266] |
| Ohatra |
10 Lehilahy lehibe anankiray, lava marotsaka, efa zokinjokiny, ary manao solomaso, no nitsangana.
[2.472]
11 Raisiny ilay solomasony mba hafahafa izay, fa solomaso mihorona, tsy misy afa-tsy tahony tokana. [2.356#29] |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|