Entrée | solietnà | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila eo anelanelan' ny aspirà izay ambaniny sy ny lietnà amboniny; mitovy fahamboniana amin' ny enseigne de vaisseau kilasy faharoa amin' ny tanisa an-dranomasina [1.1] | |
Vocabulaire | Militaire | |
Origine | Français: sous-lieutenant. | |
Mis à jour le 2020/07/31 |