|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 soko |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fandehanana moramora mba hisambotra [Taisaka]
[1.78] 4 Fakana miafina, fijokoana; fahatongavana mangingina tsy ampoizina; fandehanana tsy an-kiteniteny hitsikilo na hijery taratra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the act of approaching stealthily [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 action de s'approcher doucement [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 19sokosoko |
| Teny iditra (2/4) | 20 soko |
| Sokajin-teny | 21 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 ngita: soko volo [Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/4) | 23 soko |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 kankana [Tanosy]
[1.78] |
| Voambolana | 26 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Teny iditra (4/4) | 27 Soko |
| Sokajin-teny | 28 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
29 Sochoh [2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
30 Soko [2.996] |
| Voambolana | 31 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 32sokao |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 33Toko sy andininy momba Soko |
| Fivaditsoratra | 34 koso, 35 Soko, soko |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|