|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 soflera |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [fr. chou-fleur] Karazan' anam-bazaha izay toy ny laisoa ny bikany nefa samy hafa karazana aminy, misy voniny mivondrona be eo afovoany ary io no hanina aminy fa tsy ny raviny akory.
[1.1] |
| Voambolana | 4 Haizavamaniry: anana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|