|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 soa mampiadana |
| Singan-teny | 2 soa, 3 mampiadana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aoriana aza.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6 soa mahafiadana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|