|
|
|
|

Teny iditra1  sitôzinina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 alikalia misy azôty mifameno amin'ny goaninina anisan'ny mampitohy ny rohi-na niokleôtida amin'ny môlekiola-na ADN. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 cytosine. [1.13]
Voambolana  5  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12