| Entrée | 1 sisihana |
| Radical | 2 sisika |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Ampidirana, anatsofohana zavatra, ka matetika somary ankery: Sisihana vy ny vatankazo mba hamakiana azy / Isan' efa-taona dia sisihana andro iray ny taona ka amin' ny faran' ny fevrie no atao izany Ampidirana kely: Nosisihako teny kely ho an' i Dadatoa tao amin' ny taratasy nampitondraiko ho an-dRakoto [1.1] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 9 sisifana |
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 11 hany sisa, 12 sisihana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|