Entrée siraina (sira)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Asiana sira: Sirao dieny izao ny laoka fa sao hadino [Rajemisa 1985]
Morphologie 
siraina
siraiko
sirainao
sirainy
siraintsika
sirainay
sirainareo
sirain'
sirain-
siraim-
sirai-
nosiraina
nosiraiko
nosirainao
nosirainy
nosiraintsika
nosirainay
nosirainareo
nosirain'
nosirain-
nosiraim-
nosirai-
hosiraina
hosiraiko
hosirainao
hosirainy
hosiraintsika
hosirainay
hosirainareo
hosirain'
hosirain-
hosiraim-
hosirai-
sirao

Mis à jour le 2010/05/14