|
|
|
|
Teny iditra
1
sinazoka
Fototeny
2
sa
zoka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Voasazoka, alaina tsy an-drariny:
Nosinazok' ilay olona ny tranony
.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
sinazoka
, sinazoko, sinazokao, sinazony, sinazotsika, sinazokay, sinazokareo, sinazok', sinazo-
6
Ny lasa :
nosinazoka, nosinazoko, nosinazokao, nosinazony, nosinazotsika, nosinazokay, nosinazokareo, nosinazok', nosinazo-
7
Ny hoavy :
hosinazoka, hosinazoko, hosinazokao, hosinazony, hosinazotsika, hosinazokay, hosinazokareo, hosinazok', hosinazo-
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12