|
|
|
|

Teny iditra1  silamo
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Antokom-pivavahana naorin'i Mahometa, mino an'Andriamanitra tokana antsoiny hoe Allah, ary ny foto-pampianarany dia ao anatin'ny boky iray atao hoe Coran. Ny silamo dia miely eran'i Afrika (indrindra amin'ny ilany avaratra), any amin'ny tanin' ny Arabo, Tiorka, Irakianina, Iranianina...; tsy antokom-pivavahana fotsiny ihany ny silamo, fa mbola fitsipika iompanan'ny lalàm-panorenan'ny fanjakana misy azy avy. [1.1]
4 Olona anisan' ny antokom-pivavahana miozolimanina, naorin' i Mahometa. [1.1]
Ohatra  5  Fantatr' I Lidy tamin' ny fahitàny, indray alina iny, fa manasina sy milalao fanafody amin' ny fomba silamo, Ramanambeloma mivady. [2.470]
Voambolana  6  Fivavahana

Fivaditsoratra  7 lamiso, 8 misola, 9 Salomy, 10 samoly, 11 silamo, 12 SOLIMA, 13 somila

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12