|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sigara |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ravimparaky voatorotoro mihorona ao anaty taratasy manify ka atao fifoka: Nahalany sigara telo pake isan' andro aho taloha
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a cigar, a cigarette
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 cigare, cigarette
[1.8] |
| Fikambanana | 6 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 4 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 7 garasy, sigara |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|