|
|
|
|

Teny iditra1 sidilahy
Singan-teny  2sidy, 3lahy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 zanaka lahin' ny anabavy [Tsimihety] [1.78#R.17]
Voambolana  6 Fifandraisana: fianakaviana
Tsipelina hafa  7asidilahy
Tohi-kevitra  8sidivavy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12