Entrée siansa
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitambaran' ny fahaizana amam-pahalalan' ny olombelona momba ny toetran' ny zavaboary, ny hery ao aminy, sns... azo tamin' ny fandinihana ny toetrany sy ny fomba amam-pitsipika mifehy azy sy ny fanandramana [1.1]
Explications en anglais Science [1.7]
Explications en français La science [1.8]
Exemples 
1Hita koa fa efa nikasika ny siansa ny sain' ny Ntaolo. [2.285]
2Ho hitantsika amin' ny fianarana siansa ny andinidininy. [2.332]
3Famonoana fahavalo amin' ny fampiharana ny siansa angamba no metimety kokoa. [2.472]
Mots composés 
Origine Français: science.
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2021/10/12