Entrée | sevoka | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Maimay hanao zavatra, nefa malaky mijanona; maimaika amin' izay atao fa mora kivy na leony [1.1] | |
Dérivés |
| |
Synonymes | sevosevo ~ sevotsevoka | |
Anagrammes | savoke, sevoka, vesoka |
Mis à jour le 2020/07/31 |