Entrée sesi-kidoro
Mots élémentaires sesika ; kidoro
Partie du discours locution
Explications en malgache Ny zavatra atao sesiky ny kidoro, toy ny rofia, ny fonjozoro, ny kapoaka, ny fanory, ny horompotsy, ny volomborona, ny landihazo, ka araka izany no anaovana ny kidoro hoe kidoro rofia, fonjozoro, kapoaka, fanory [1.1]

Mis à jour le 2023/10/02