|
|
|
|

Teny iditra1  servieta
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [fr. serviette] Tapa-damba lehibebe atao famaohana rehefa avy misasa tarehy na tanana, na raha avy nandro. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12