|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sermona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [fr. sermon] (Fis,. prot.) Toriteny any am-piangonana: Nafonja ilay sermoa na henoko tamin' ny Alahady izay!
4 Levilevy, bedibedy sesilany miverimberina: Ianao koa be sermona [1.1] |
| Voambolana | 5 Fivavahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|