|
|
|
|

Teny iditra1 senotsenoka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senotsenoky ny fanetsana izahay amin' izao fotoana izao
Renoka fatratra amin-javatra iray: Senotsenoky ny fitiavam-bola izy
Dibo-kafaliana, entanin-kafaliana: Senotsenoky ny hafaliana ny fianakaviana noho ny nahatongavan-dRanaivo avy any andafy. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  10senoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19