|
|
|
|

Teny iditra1  sendrasendraina
Fototeny  2 sendrasendra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Vinavinaina ara-keviny: Moa ve azo sendrasendraina fa ho avy ny zokinao
5 Enti-milaza akoholahy iray izay asiana akoholahy hafa eo anoloany mba hitsapana raha te hiady izy: Aza sendrasendraindRangahy ny akoholahiko [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 isendrasendrana, sendrasendraina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08