|
|
|
|

Teny iditra1  sendikà
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fikambanan' olona iray asa na mitovy zo mijoro hiaro ny tombontsoany: Sendikan' ny Dokotera ~ Sendikan' ny Mpampiasa. [1.1]
4 fikambanana miaro ny tombontsoa iombonana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 syndicat. [1.13]
Ohatra  6  Malalaka ny fidirana aminà sendika. [1.320]
Haiendriteny 
7  Tsotra :

Fivaditsoratra  8 sendikà, 9 sikenda

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12