|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 seminera |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [fr. séminaire] (Fiv. kay.) Toerana anomanan' ny Eglizy ny tanora manam-pikasana ho pretra.
4 Fiofanan' antokon' olona miaraka, amin' ny toarana iray, ara-pirehan-kevitra na ara-teknika. [1.1] |
| Voambolana | 5 Fivavahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|