|
|
|
|
Teny iditra
1
selo
tse
lotra
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Fisalovanana ny raharahan' ny hafa, fisosasosana
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
miselotselotra
Matoantenin' ny fameno :
5
iselotse
lo
rana
Anarana :
6
fiselotselorana
,
7
fiselotselotra
,
8
mpiselotselotra
Mpamaritra :
9
mahaselotselotra
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19