Entrée | 1 sekoly |
Partie du discours | 2 nom |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
6 [1.1] Trano fianarana: Misy sekoly telo ao an-tanànanay |
Explications en anglais |
7 [1.7] a school |
Explications en français |
8 [1.8] école |
Exemples |
9 [2.470] Toa hatsangana, hono, ny sekoly maro ary holavorariana ny trano fitsaboana maro isan-karazany. 10 [2.472] Noroahina tao amin' ny sekoly aho. 11 [2.356] Teo Ambohijatovo avaratra ny sekoly; |
Vocabulaire |
12 Education |
Autres orthographes | 13 sokolo |
Anagrammes | 14 sekoly, siloke, solike |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |