|
|
|
|

Teny iditra1  sehotra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Maika te hanao zavatra, liana: Sehotra erỳ ny anao hanala fanadinana kanefa tsy niomana firy akory [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpanahaka  6  liaka, 7  liana, 8  litika, 9  saliadiaka, 10  salitika, 11  sedika, 12  seriny

Fivaditsoratra  13 herotsa, sehotra, 14 tresaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08