|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 savonimbary |
| Singan-teny | 2 savony, 3 vary |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Karazan' ahitra izay mandroadroatra tahaka ny savony rehefa kosikosehina ao anaty rano.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Haizavamaniry: ahitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|